|
|
|
|

Entrée1  Fanahy Masina
Mots élémentaires  2 fanahy, 3 masina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala.
6 Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina. [1.1]
Explications en anglais  7 the Holy Spirit, the third person of the Trinity.. [1.2]
Vocabulaire  8  Ecritures Saintes

Mis à jour le 2025/09/12